# Inona no nanjo ireo tompo hafa izay nanapaka teo amin'i Joda? Maty izy ireo ary tsy ho velona; nody mandry izy ka tsy hitsangana. Tonga tamin'ny fitsarana Yaveh ary nandringana azy ireo.