plt_tq/isa/25/09.md

8 lines
355 B
Markdown

# Inona no ho lazaina amin'izany andro izany?
Ho lazaina hoe: "Indro ity no Andriamanintsika, efa niandry Azy isika ary Izy hamonjy antsika. Izy no Yaveh, efa niandry Azy isika, hifaly sy hiravo amin'ny famonjeny isika."
# Tahaka ny inona ny anjaran'i Moaba?
Ampitahaina amin'ny mololo izay voahitsakitsaka anaty lavaka misy zezika ny anjaran'i Moaba.