# Inona no ho lazaina amin'izany andro izany? Ho lazaina hoe: "Indro ity no Andriamanintsika, efa niandry Azy isika ary Izy hamonjy antsika. Izy no Yaveh, efa niandry Azy isika, hifaly sy hiravo amin'ny famonjeny isika." # Tahaka ny inona ny anjaran'i Moaba? Ampitahaina amin'ny mololo izay voahitsakitsaka anaty lavaka misy zezika ny anjaran'i Moaba.