plt_tq/isa/22/05.md

8 lines
248 B
Markdown

# Iza no maka ny tranon-jana-tsipika sy ampinga hanohitra azy ireo?
Elama no maka ny tranon-jana-tsipika ary Kira no mamaha ny fonon'ampinga.
# Inona no hitranga ao amin'ny lohasaha tsara indrindran'i Joda?
Ho feno kalesy ny lohasahan'izy ireo.