# Iza no maka ny tranon-jana-tsipika sy ampinga hanohitra azy ireo? Elama no maka ny tranon-jana-tsipika ary Kira no mamaha ny fonon'ampinga. # Inona no hitranga ao amin'ny lohasaha tsara indrindran'i Joda? Ho feno kalesy ny lohasahan'izy ireo.