plt_tq/isa/22/01.md

16 lines
385 B
Markdown

# Inona no lohahevitry ny toko faha 22?
Fanambarana momba ny lohasahan'ny fahitana izany.
# Nankaiza ireo vahoaka rehetra?
Nankany an-tampon-trano izy rehetra.
# Inona no mitranga ao an-tanàna sy eny amin'ny vohitra?
Mikotaba ny tanàna ary feno fankalazana eny amin'ny vohitra.
# Matin'ny sabatra sa maty an'ady ireo maty?
Tsia, tsy matin'ny sabatra na maty an'ady ireo maty.