# Inona no lohahevitry ny toko faha 22? Fanambarana momba ny lohasahan'ny fahitana izany. # Nankaiza ireo vahoaka rehetra? Nankany an-tampon-trano izy rehetra. # Inona no mitranga ao an-tanàna sy eny amin'ny vohitra? Mikotaba ny tanàna ary feno fankalazana eny amin'ny vohitra. # Matin'ny sabatra sa maty an'ady ireo maty? Tsia, tsy matin'ny sabatra na maty an'ady ireo maty.