plt_tq/isa/06/08.md

12 lines
369 B
Markdown

# Inona no nangatahin'ny Tompo izay ren'Isaia?
Hoy ny Tompo hoe: "Iza no hirahiko; iza no handeha ho antsika?''
# Ahoana no navalin'Isaia izay nagatahin'ny Tompo?
Hoy Isaia hoe: "Inty aho; iraho aho."
# Inona no nasain'ny Tompo nolazain'Isaia tamin'ireo vahoaka?
Nasain'ny Tompo nilaza tamin'ny vahoaka mba hihaino fa tsy hahatakatra; hijery, fa tsy hahita Isaia.