# Inona no nangatahin'ny Tompo izay ren'Isaia? Hoy ny Tompo hoe: "Iza no hirahiko; iza no handeha ho antsika?'' # Ahoana no navalin'Isaia izay nagatahin'ny Tompo? Hoy Isaia hoe: "Inty aho; iraho aho." # Inona no nasain'ny Tompo nolazain'Isaia tamin'ireo vahoaka? Nasain'ny Tompo nilaza tamin'ny vahoaka mba hihaino fa tsy hahatakatra; hijery, fa tsy hahita Isaia.