plt_tq/isa/03/10.md

12 lines
276 B
Markdown

# Inona no hahazo ireo olo-marina?
Tsy haninona ireo marina.
# Inona no hanjo an'ireo ratsy fanahy?
Ho ratsy ny amin'ireo ratsy fanahy.
# Aiza no hitondran'ireo mpitarika azy ireo?
Mitarika azy ireo amin'ny lalan-diso ireo mpitarika ary mampikorontana ny lalan-kizorany.