# Inona no hahazo ireo olo-marina? Tsy haninona ireo marina. # Inona no hanjo an'ireo ratsy fanahy? Ho ratsy ny amin'ireo ratsy fanahy. # Aiza no hitondran'ireo mpitarika azy ireo? Mitarika azy ireo amin'ny lalan-diso ireo mpitarika ary mampikorontana ny lalan-kizorany.