plt_tq/isa/02/04.md

8 lines
214 B
Markdown

# Inona no hataon'i Yaveh ho an'ny firenena sy vahoaka maro?
Hitsara azy ireo sy hanapaka ny amin'izy ireo Yaveh.
# Inona no tsy hataon'ireo firenena?
Tsy hifanangan-tsabatra izy ireo na hiofana ho amin'ny ady.