# Inona no hataon'i Yaveh ho an'ny firenena sy vahoaka maro? Hitsara azy ireo sy hanapaka ny amin'izy ireo Yaveh. # Inona no tsy hataon'ireo firenena? Tsy hifanangan-tsabatra izy ireo na hiofana ho amin'ny ady.