plt_tq/isa/01/01.md

12 lines
287 B
Markdown

# Iza Isaia?
Isaia dia zanaka lahin'i Amoza.
# Mahakasika ny inona ny fahitan'Isaia?
Mahakasika an'i Joda sy Jerosalema ny fahitan'Isaia.
# Oviana Isaia no nahazo io fahitany io?
Tamin'ny andron'i Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia, mpanjakan'i Joda i Isaia no nahazo io fahitany io.