# Iza Isaia? Isaia dia zanaka lahin'i Amoza. # Mahakasika ny inona ny fahitan'Isaia? Mahakasika an'i Joda sy Jerosalema ny fahitan'Isaia. # Oviana Isaia no nahazo io fahitany io? Tamin'ny andron'i Ozia, Jotama, Ahaza, ary Hezekia, mpanjakan'i Joda i Isaia no nahazo io fahitany io.