plt_tq/hos/06/01.md

8 lines
219 B
Markdown

# Na dia nanorotoro ny vahoakany aza Yaveh, inona no hataony?
Na dia nanorotoro ny vahoakany aza Izy, dia hanasitrana azy ireo.
# Rahoviana Yaveh no hanangana ny olony?
Hanangana ny olony amin'ny andro fahatelo Izy.