# Na dia nanorotoro ny vahoakany aza Yaveh, inona no hataony? Na dia nanorotoro ny vahoakany aza Izy, dia hanasitrana azy ireo. # Rahoviana Yaveh no hanangana ny olony? Hanangana ny olony amin'ny andro fahatelo Izy.