|
# Amin'ny fomba ahoana no tokony hitiavan'i Hosea ny vadiny?
|
|
|
|
Tsy maintsy tiavin'i Hosea tahaka ny hitiavan'i Yaveh ny olony Israely izy.
|
|
|
|
# Ohatrinona no nividianan'i Yaveh an'Israely?
|
|
|
|
Novidiany sekely volafotsy dimy ambin'ny folo sy vary hordea homera iray sy tapany izy.
|