# Amin'ny fomba ahoana no tokony hitiavan'i Hosea ny vadiny? Tsy maintsy tiavin'i Hosea tahaka ny hitiavan'i Yaveh ny olony Israely izy. # Ohatrinona no nividianan'i Yaveh an'Israely? Novidiany sekely volafotsy dimy ambin'ny folo sy vary hordea homera iray sy tapany izy.