plt_tq/hab/02/04.md

8 lines
304 B
Markdown

# Ahoana no nilazan'i Yaveh fa ho velona ny olo-marina?
Nilaza i Yaveh fa ho velona noho ny finoany ny olo-marina.
# Inona ireo zavatratelo nolazazin'i Yaveh fa tsy nahafa-po mihitsy?
Nilaza i Yaveh fa tsy ho afa-po mihitsy ny zatovolahy mpiavonavona izay fatra-paniry toy ny fasana, ary toy ny maty.