# Ahoana no nilazan'i Yaveh fa ho velona ny olo-marina? Nilaza i Yaveh fa ho velona noho ny finoany ny olo-marina. # Inona ireo zavatratelo nolazazin'i Yaveh fa tsy nahafa-po mihitsy? Nilaza i Yaveh fa tsy ho afa-po mihitsy ny zatovolahy mpiavonavona izay fatra-paniry toy ny fasana, ary toy ny maty.