plt_tq/gal/06/09.md

8 lines
299 B
Markdown

# Raha tsy milavo lefona ny mpino iray fa manohy manao ny tsara, dia inona no ho raisiny?
Ny mpino izay manohy manao ny tsara dia hijinja ny vokatra.
# Ho an'iza no tokony hanaovan'ireo mpino ny tsara manokana?
Ireo mpino dia tokony hanao ny tsara amin'ireo izay fianakavian'ny finoana manokana.