# Raha tsy milavo lefona ny mpino iray fa manohy manao ny tsara, dia inona no ho raisiny? Ny mpino izay manohy manao ny tsara dia hijinja ny vokatra. # Ho an'iza no tokony hanaovan'ireo mpino ny tsara manokana? Ireo mpino dia tokony hanao ny tsara amin'ireo izay fianakavian'ny finoana manokana.