forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
513 B
Markdown
12 lines
513 B
Markdown
# Inona no tokony ataon'ireo izay ara-panahy raha misy olona tratra tamin'ny fandikan-dalàna sasany?
|
|
|
|
Ireo izay ara-panahy dia tokony hamerina izany olona izany amin'ny fahamoram-panahy.
|
|
|
|
# Amin'ny loza inona no tsy maintsy heverin'ireo izay ara-panahy?
|
|
|
|
Ireo izay ara-panahy dia tsy maintsy mihevitra ny tenan'izy ireo mba tsy ho halaim-panahy koa.
|
|
|
|
# Ahoana no hanatanterahan'ireo mpino ny lalàn'i Kristy?
|
|
|
|
Ireo mpino dia manatanteraka ny lalàn'i Kristy amin'ny fifampitondrana ny vesatrin'ny tsirairay avy.
|