# Inona no tokony ataon'ireo izay ara-panahy raha misy olona tratra tamin'ny fandikan-dalàna sasany? Ireo izay ara-panahy dia tokony hamerina izany olona izany amin'ny fahamoram-panahy. # Amin'ny loza inona no tsy maintsy heverin'ireo izay ara-panahy? Ireo izay ara-panahy dia tsy maintsy mihevitra ny tenan'izy ireo mba tsy ho halaim-panahy koa. # Ahoana no hanatanterahan'ireo mpino ny lalàn'i Kristy? Ireo mpino dia manatanteraka ny lalàn'i Kristy amin'ny fifampitondrana ny vesatrin'ny tsirairay avy.