plt_tq/gal/05/01.md

8 lines
301 B
Markdown

# Ho amin'ny tanjona inona no nanafahan'i Kristy antsika?
Ho amin'ny fanafahana no nanafahan'i Kristy antsika.
# Inona no nampitandremin'i Paoly an'ireo Galatiana fa hitranga raha voafora izy ireo?
Nilaza Paoly fa raha voafora ireo Galatiana, dia tsy hahasoa azy ireo amin'ny fomba rehetra Kristy.