# Ho amin'ny tanjona inona no nanafahan'i Kristy antsika? Ho amin'ny fanafahana no nanafahan'i Kristy antsika. # Inona no nampitandremin'i Paoly an'ireo Galatiana fa hitranga raha voafora izy ireo? Nilaza Paoly fa raha voafora ireo Galatiana, dia tsy hahasoa azy ireo amin'ny fomba rehetra Kristy.