plt_tq/gal/04/28.md

8 lines
248 B
Markdown

# Zanaky ny nofo ve sa zanaky ny fampanantenana ireo mpino an'i Kristy?
Ireo mpino an'i Kristy dia zanaky ny fampanantenana.
# Iza no nanenjika an'ireo zanaky ny fampanantenana?
Ireo zanaky ny nofo no nanenjika an'ireo zanaky ny fampanantenana.