# Zanaky ny nofo ve sa zanaky ny fampanantenana ireo mpino an'i Kristy? Ireo mpino an'i Kristy dia zanaky ny fampanantenana. # Iza no nanenjika an'ireo zanaky ny fampanantenana? Ireo zanaky ny nofo no nanenjika an'ireo zanaky ny fampanantenana.