plt_tq/gal/04/21.md

8 lines
377 B
Markdown

# Eo ambanin'ny inona no tadiavin'ireo mpampianatra sandoka hametrahana an'ireo Galatiana?
Ireo mpampianatra sandoka dia mitady hametraka an'ireo Galatiana ho ambanin'ny lalàna indray.
# Avy amin'ny karazam-behivavy roa inona no nananan'i Abrahama zanaka roa lahy?
Abrahama dia nanan-janaka roa lahy, ny iray avy amin'ny andevo vavy ary ny iray avy amin'ny vehivavy afaka.