# Eo ambanin'ny inona no tadiavin'ireo mpampianatra sandoka hametrahana an'ireo Galatiana? Ireo mpampianatra sandoka dia mitady hametraka an'ireo Galatiana ho ambanin'ny lalàna indray. # Avy amin'ny karazam-behivavy roa inona no nananan'i Abrahama zanaka roa lahy? Abrahama dia nanan-janaka roa lahy, ny iray avy amin'ny andevo vavy ary ny iray avy amin'ny vehivavy afaka.