plt_tq/gal/04/12.md

8 lines
378 B
Markdown

# Tamin'i Paoly tonga voalohany tany amin'ireo Galatiana, dia inona no olana nananany?
Tamin'i Paoly tonga voalohany tany amin'ireo Galatiana, dia nanana aretina ara-batana izy.
# Na dia teo aza ny olan'i Paoly, ahoana no nandraisan'ireo Galatiana azy?
Na dia teo aza ny olan'i Paoly, dia noraisin'ireo Galatiana toy ny anjelin'Andriamanitra, toa an'i Kristy Jesosy i Paoly.