# Tamin'i Paoly tonga voalohany tany amin'ireo Galatiana, dia inona no olana nananany? Tamin'i Paoly tonga voalohany tany amin'ireo Galatiana, dia nanana aretina ara-batana izy. # Na dia teo aza ny olan'i Paoly, ahoana no nandraisan'ireo Galatiana azy? Na dia teo aza ny olan'i Paoly, dia noraisin'ireo Galatiana toy ny anjelin'Andriamanitra, toa an'i Kristy Jesosy i Paoly.