plt_tq/gal/04/03.md

8 lines
369 B
Markdown

# Inona no nataon'Andriamanitra tamin'ny fotoana voatendry tao amin'ny tantara?
Andriamanitra, tamin'ny fotoana voatendry, dia naniraka ny Zanany nivoaka mba hanavotra an'ireo izay ao ambany lalàna.
# Ahoana no nitondran'Andriamanitra an'ireo zaza izay ambany lalàna ho ao amin'ny fianakaviany?
Natsangan'Andriamanitra ho zanaka ireo zaza izay tao ambany lalàna.