# Inona no nataon'Andriamanitra tamin'ny fotoana voatendry tao amin'ny tantara? Andriamanitra, tamin'ny fotoana voatendry, dia naniraka ny Zanany nivoaka mba hanavotra an'ireo izay ao ambany lalàna. # Ahoana no nitondran'Andriamanitra an'ireo zaza izay ambany lalàna ho ao amin'ny fianakaviany? Natsangan'Andriamanitra ho zanaka ireo zaza izay tao ambany lalàna.