plt_tq/gal/03/27.md

8 lines
276 B
Markdown

# Iza no nandray an'i Kristy?
Ireo rehetra izay natao batisa tao amin'i Kristy no nandray an'i Kristy.
# Karazan'olona samihafa toy inona no natao iray ao amin'i Kristy Jesosy?
Ireo Jiosy, Grika, andevo, afaka, lehilahy, ary vehivavy no natao iray ao amin'i Kristy Jesosy.