# Iza no nandray an'i Kristy? Ireo rehetra izay natao batisa tao amin'i Kristy no nandray an'i Kristy. # Karazan'olona samihafa toy inona no natao iray ao amin'i Kristy Jesosy? Ireo Jiosy, Grika, andevo, afaka, lehilahy, ary vehivavy no natao iray ao amin'i Kristy Jesosy.