plt_tq/gal/03/06.md

12 lines
406 B
Markdown

# Ahoana no nandraisana an'i Abrahama ho marina eo anatrehan'Andriamanitra?
Nino an'Andriamanitra i Abrahama ary nisaina ho fahamarinany izany.
# Iza no zanak'i Abrahama?
Ireo izay mino an'Andriamanitra dia zanak'i Abrahama.
# Ny Soratra Masina dia nahita mialoha fa ireo Jentilisa dia ho hamarinina amin'ny inona?
Ny Soratra Masina dia nahita mialoha fa ho hamarinina amin'ny finoana ireo Jentilisa.