# Ahoana no nandraisana an'i Abrahama ho marina eo anatrehan'Andriamanitra? Nino an'Andriamanitra i Abrahama ary nisaina ho fahamarinany izany. # Iza no zanak'i Abrahama? Ireo izay mino an'Andriamanitra dia zanak'i Abrahama. # Ny Soratra Masina dia nahita mialoha fa ireo Jentilisa dia ho hamarinina amin'ny inona? Ny Soratra Masina dia nahita mialoha fa ho hamarinina amin'ny finoana ireo Jentilisa.