plt_tq/gal/02/20.md

8 lines
273 B
Markdown

# Iza no lazain'i Paoly fa velona ao aminy ankehitriny?
Nilaza Paoly fa Kristy no velona ao aminy ankehitriny.
# Inona no nolazain'i Paoly fa nataon'ilay Zanak' Andriamanitra taminy?
Milaza Paoly fa tia azy sy nanolotra ny tenany ho an'i Paoly ilay Zanak'Andriamanitra.