# Iza no lazain'i Paoly fa velona ao aminy ankehitriny? Nilaza Paoly fa Kristy no velona ao aminy ankehitriny. # Inona no nolazain'i Paoly fa nataon'ilay Zanak' Andriamanitra taminy? Milaza Paoly fa tia azy sy nanolotra ny tenany ho an'i Paoly ilay Zanak'Andriamanitra.