plt_tq/gal/02/03.md

8 lines
232 B
Markdown

# Inona no tsy azo ataon'i Titosy, izay Jentilisa?
Titosy dia tsy azo foraina.
# Inona no irian'ireo rahalahy sandoka ho atao?
Ireo rahalahy sandoka dia naniry ny hanandevo an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy amin'ny lalàna.