# Inona no tsy azo ataon'i Titosy, izay Jentilisa? Titosy dia tsy azo foraina. # Inona no irian'ireo rahalahy sandoka ho atao? Ireo rahalahy sandoka dia naniry ny hanandevo an'i Paoly sy ireo mpiara-mitory aminy amin'ny lalàna.