plt_tq/gal/01/15.md

8 lines
345 B
Markdown

# Oviana no nisafidianan'Andriamanitra an'i Paoly ho apostoliny?
Andriamanitra dia nisafidy an'i Paoly hatrany an-kibon-dreniny mba ho apostoliny.
# Ho amin'ny tanjona inona no nisafidianan' Andriamanitra an'i Paoly ho apostoliny?
Andriamanitra dia nisafisy an'i Paoly ho apostoliny mba hanambaran'i Paoly an'i Kristy eo amin'ireo Jentilisa.