# Oviana no nisafidianan'Andriamanitra an'i Paoly ho apostoliny? Andriamanitra dia nisafidy an'i Paoly hatrany an-kibon-dreniny mba ho apostoliny. # Ho amin'ny tanjona inona no nisafidianan' Andriamanitra an'i Paoly ho apostoliny? Andriamanitra dia nisafisy an'i Paoly ho apostoliny mba hanambaran'i Paoly an'i Kristy eo amin'ireo Jentilisa.