plt_tq/ezr/09/05.md

4 lines
258 B
Markdown

# Nahoana no menatra sy mangahiahy ny hanandratra ny tavany eo amin'i Yaveh i Ezra?
Menatra sy mangahiahy ny hanandratra ny tavany eo amin'i Yaveh i Ezra, satria miakatra mihoatry ny lohan'izy ireo ny helony, ary ny fahamelohany mihombo hatrany an-danitra.