# Nahoana no menatra sy mangahiahy ny hanandratra ny tavany eo amin'i Yaveh i Ezra? Menatra sy mangahiahy ny hanandratra ny tavany eo amin'i Yaveh i Ezra, satria miakatra mihoatry ny lohan'izy ireo ny helony, ary ny fahamelohany mihombo hatrany an-danitra.