plt_tq/ezr/08/21.md

4 lines
243 B
Markdown

# Nahoana no tsy nangataka tafika na mpitaingin-tsoavaly tamin'ny mpanjaka hiaro azy ireo tamin'ireo fahavalo i Ezra?
Tsy nangataka tafika na mpitaingin-tsoavaly tamin'ny mpanjaka hiaro azy ireo tamin'ireo fahavalo i Ezra satria menatra izy.