# Nahoana no tsy nangataka tafika na mpitaingin-tsoavaly tamin'ny mpanjaka hiaro azy ireo tamin'ireo fahavalo i Ezra? Tsy nangataka tafika na mpitaingin-tsoavaly tamin'ny mpanjaka hiaro azy ireo tamin'ireo fahavalo i Ezra satria menatra izy.