forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
353 B
Markdown
8 lines
353 B
Markdown
# Ahoana no fomba hahafantaran'ireo Israelita ny lova ho an'ny olona tsirairay ao amin'ilay tany?
|
|
|
|
Hiloka ireo Israelita mba hahafantarana ny lova ho an'ny olona tsirairay ao amin'ilay tany.
|
|
|
|
# Iza no entina ara-drariny toy ny olona tera-tanin'Israely?
|
|
|
|
Ireo vahiny mipetraka eo anivon'ireo Israelita no ho entina ara-drariny toy ny tera-tanin'Israely.
|